4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mifohaza - Njakatiana

MIFOHAZA

‘zay matoritory mifohaza amin’izay e ô!yô!yô!

‘zay varimbariana mihetseha amin’izay e ô!yô!yô!

Raha miraikiraiky ianao, ambadik’I Sahondra ianao

Mihanahana ianao, ilaozan’ny omby miahaka!



Mba tairotairo amin’izay sao dia tara e!ya !

Mihetsiketseha mba tsy ho lany zara ô!ya!e!

Ny saina amam-batana tsy hisalasala e! ya!

Asio ambiance mafanafana tsara ô!ya!e!



E!ya!e!

Aza miandry ny hafa tsy hanao

ôh! ôh! Aiza atsika e!

ôh! ôh! Aiza aky e!

ôh! ôh! Akory drako!

ôh! ôh! Aia manafo!

ôh! ôh! Hanovo soa ko nanareo njaralahy ‘reo

ôh! ôh! Minotsiky io



Asio tsaratsara amin’izay ianao tsy ngôma e!ya!

Fa tsara amintsika miaraka misôma eh! Lahy e!

Aza mandiniky raha hafahafa e! ya!

Tsara koa ny tsy mifampihafahafa



Mifohaza! Mifohaza

Tairo izay mbola mandry

Ampio tanana



Isika mihetsika

Eto foana atsika niany

Ireo tsy miraharaha, aleo ho taraiky eo!



Atsangano ny tanan’izay efa tsara e! ô!yô!yô!

Atsangano ny tanan’izay ambiance e! ô!yô!yô!

Raha miraikiraiky ianao, ambadik’I Sahondra ianao

Mihanahana ianao, ilaozan’ny omby miahaka!



Lasa ary ‘ty fa tsisy an-kiala! E!ya!

Aza mihevitra mihitsy hoe adala! Ô!ya! e!

Fa dia milay avokoa izay revy eto! E!ya!

Isika hisaraka toa hampalahelo! Ô!ya! e!



E!ya!e!

….

’zay matoritory mimatoria amin’izay e! ô!yô!yô!



NJAKATIANA






Partager mifohaza

Commenter mifohaza

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Njakatiana

Suite