4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Leferiko - Njakatiana

ianao ilay tsy tia ahy
ianao ilay mankahala ahy
ianao ilay nanmbany ahy
tsy mampaninona ahy

zao ilay nitory ilay fitia
zao anefa mba tena tia
notsenainao vatravatra
tsy mampaninona ahy akia

ndrisy fo vato no nihatrik'ahy
ilay nofiko
na zany anefa hapanginiko ny fo
reo lasa enao
fanahinina atao
tsy hamaly anao aho
na de tsy ho tafara-dia
de leferiko ny ahy na dia tia

ianao lay naneso ahy
ianao lay namelak any
avy eo ianao nangarik ahy
oay tsy mampanahy

izaho ilay voarora teo
izaho ilay tsy nahaloa peo
ianao dify tsy hita
toa maizina izay miseho

ndrisy fo vato no nihatrik'ahy
ilay nofiko
na zany anefa hapanginiko ny fo
reo lasa enao
fanahinina atao
tsy hamaly anao aho
na de tsy ho tafara-dia
de leferiko ny ahy na dia tia

Partager leferiko

Commenter leferiko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Njakatiana

Suite