4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Izao no izy - Njakatiana

IZAO NO IZY
Tsy nampoizinao ny androany
Gaga kely angamba ianao
Hoe nisy fahamatorany ihany
Izao izaho milaza aminao
Izao re no izy tiako ianao
Tsy fahatokiana ahy angamba tsisy
Fa raha ianao, ianao mihitsy ianao
Mitsiriritra aho hatram'izao

Namana tsotra tokoa
Ny fiarahana hatram'izay
Hataoko fa tsy sarotra koa
Raha mba fitiavana indray
Ka izao re no izy tiako ianao
Tsy fahatokiana ahy angamba tsisy
Fa raha ianao, ianao mihitsy ianao
Mitsiriritra aho hatram'izao

Efa ela anie no efa naniriko anao
Sady izaho ange tsy te hamitaka anao
Izay ampanantenaiko re foiko ho anao ho anao
Fa raha izay tahotrao ve? izaho tsy hanimba anao

Partager izao no izy

Commenter izao no izy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Njakatiana

Suite