4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Namako - Fisïna

Raha tsy eo intsony ianao
Ka hangatsiaka aho
Hiverina amiko
Izao fotoana izao

Raha hanembona aho
Indray andro any
Dia ho tsaroako foana
Ilay hirantsika

Sombinao ato anatiko
Ahatsiarovako

Fa tsy izaho intsony
No eo anilanao
Efa tapitra ny anjarako
Any aoriana any hitamberina
Ka ho lasa namako ianao
Namako ianao



Partager namako

Commenter namako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fisïna