4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Rahoviana ihany - Samoela

Ny alatsinainy hoe mba herinandro vao

Nefa miandry ny hariva vao ahita anao

Ny Talata anefa andro koa fa tsisy fika ny rendez vous

Ny fombanao tato ato ihany koa fa tsy hita makaiza rehefa alarobia

Miandry anao dia miandry hatrany vao miara-dia



Rahoviana ihany ary vao mba hisy fotoana izao sy ianao

Fa na ilay fitiavana ary toa misitery

Satria izao sy ianao tsy mety ho irery

Rahoviana ihany koa moa, isika vao hanara po

Fa mandava-taona dia tsy afa-misafidy fa teren’ny vola sy adidy



Tonga indray ny alakamisy, mila miala maraina ianao

Ny zoma dia efa hiara-malala fa ianao hivarotra eny amin’ny pochard

Ny asabotsy hoe mba ho an’olon-droa nefa fa zara fa miaona ary isika roa

Ny alahady moa tsy asiana teny fa anjaran’ny fianakaviana



Rahoviana ihany ary vao mba hisy fotoana izaho sy ianao

Fa na ilay fitiavana ary toa misitery

Satria izao sy ianao tsy mety ho irery

Rahoviana ihany koa moa, isika vao hanara po

Fa mandava-taona dia tsy afa-misafidy fa teren’ny vola sy adidy



inona ary tia …. tsy andro fety zao

mankaleo … leo leo ah

marina e….. tena leo



Janoary, febroary ny alahelo anao no be an-doha marary za mijaly

Marsa, avrily miadry valim-bavaka ry maria virijiny

Soa iany fa mba nisy ity volana jona fa ilay fetifety mba makan-dolo

Ilay nofinofiko iny manamboatra anao milay

efa dila indray koa ity volana jolay



Rahoviana ihany ary vao mba hisy fotoana izaho sy ianao

Fa na ilay fitiavana ary toa misitery

Satria izao sy ianao tsy mety ho irery

Rahoviana ihany koa moa, isika vao hanara po

Fa mandava-taona dia tsy afa-misafidy fa teren’ny vola sy adidy



Rahoviana ihany ary vao mba hisy fotoana izaho sy ianao

Fa na ilay fitiavana ary toa misitery

Satria izao sy ianao tsy mety ho irery

Rahoviana ihany koa moa, isika vao hanara po

Fa mandava-taona dia tsy afa-misafidy fa teren’ny vola sy adidy

Partager rahoviana ihany

Commenter rahoviana ihany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Samoela

Suite