4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ambilanao - Samoela

Anao mba tsaiky ‘ty ka fombanao mamilafila

Ambilanao izaho !



Iha mampifila, iha manorisory

Iha mamitandrina nefa iha mampirafy



Lalako mby mianavaratra iny e !

Izaho koa miavina koa tsy tiany

Loza ny feon’ny lamasinina

Mafaitra ny ngidin’ny nivaquine

Mahalala aza jiaby na koa vahiny

Jangily k’hatrany Barikavily

Miavona sady mahavita tena e !

Raha toa ka tsy mino dia aty jerena !



Ref : e ! mamane ! e ! mamane !

         Eo ! mamane o ! eo ! mamane !



Raha zovy manama tsaiky ty e ! e ! mamane !

Manino no manao ankarahira ! e ! mamane !

Ianao mody zanak’i Gasikara e ! e ! mamane !

Ahoana ‘lay kôzin’Andriamisara ? e ! mamane !



Andriamisara :



Mafana pecto, fa maintin’ny saribô

Raha izany savonin-draPrezy

Dia manimanitra toa frezy

Amerikanina Marylin

Raha espagnol Martine

Raha kely maso aho dia Shao Lin

Fa gasy voasazy ka manal’azy !



Ref : e ! mamane ! e ! mamane !

         Eo ! mamane o ! eo ! mamane !

Partager ambilanao

Commenter ambilanao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Samoela

Suite