4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Havako mamomamo - Samoëla

Toaka fahavaloko taloha
Manjary namana mpanampy tsy foiko
F'ilay olon-tiako manana fitia
Tsy mangoraka raha tsy misy pi

Zarako aza enao katrikatry iny
Manalanal'andro
Manalana'azy
Fa bebe lazao sy mahita atao
Zarako aza enao sambatsambatr'iny
Fa be sanginsangy sy be vazivazy
fa rehefa tsy mamo enao mataho-behivavy

Ka ho ampifaliako foana enao
Ampireveko foana enao
Dia omeko fa ho ahafaham-po
(*5)

Partager havako mamomamo

Commenter havako mamomamo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Samoëla

Suite