4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ry tiako - Lolo sy ny Tariny

Nandalovanao

ny hatanorako

Io any aho izao, mamoy fo



Mamoy fo irery

ny fotoana very

Very fa tsy mba nomeko anao



Ref : Henonao ve ? ny foko miantso hoe

        Avia ry hany tiako

        Avia mba ho fifaliako



       Tsapanao ve ? ny saiko fa te handeha

       Hamonjy ny anilanao

       Fa tsy afaka anie aho izao



Ho andriko foana

eo antaranoana

Ny andro izay hodianao



Maizim-bolana

ny aliko ety

Mosarena te hahita anao


Partager ry tiako

Commenter ry tiako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lolo sy ny Tariny

Suite