4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Kely tsy mba niteny - Lolo sy ny tariny

Nisy fotoana tonga lafatra
Fa nahavitako zava-dehibe
Ny lanitra no tsy takatro
Fa ny tontolo midadasika be!
    Lasa namonjy ny tanànanao aho
    Vononkiteny aho vononkitalaho
    Lavitra ny làlana mankany   
    Mbola todiko ihany
REF:
Saingy teo anilanao
Tsy nahita ny hatao aho
Zanak'olona ihany
Zana-bovoka antany
Kely tsy mba niteny aho
Resin'ny hatsaranao
Resin'ny volanao
Resin'ny tontolonao
      
    Nisy maraina tena hafakely
    Fa toy ny (tara)2 Diamondra
    Ianao nanafatra sombiny kely
    Ka izaho nitondra
Lasa namonjy ny tanànanao aho
Tonga hitantara maraina aminao aho
Maro ny olona mihaody any
Izaho mbola tonga ihany
REF:
   Saingy teo anilanao aho
   Tsy nahita ny hatao aho
   Zanak'olona ihany
   Zanabovoka antany
      Kely tsy mba niteny aho
      Resin'ny hatsaranao
      Resin'ny volanao
      Resin'ny tontolonao      

Partager kely tsy mba niteny

Commenter kely tsy mba niteny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lolo sy ny tariny

Suite