4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ikalanenifara - Lolo sy ny Tariny

Fa tonga namangy an’ikalanenifara anie ilay Kapitenin’ny zandary (2)

Fa izy no tonga,

Fa tonga hitantara e

fa nisy fatin’olon-droa a,

fatin’olon-droa no io nitsirara e

tao, tao andavam-biby a,

Tomany, tomany, tomany i nenifara e

fa maty, matin’ny fitia, (2)

Io a, vokatry ny fandehandehanana anie io a (2)

Nisy, nisy olona mirahavavy, nikarama tany avaratra any

nikarama tamin’ny vazaha

nikarama tamllin’ny lezionera e

Vorodamba no enti-maty e e e, mangidy anie zany an!

Partager ikalanenifara

Commenter ikalanenifara

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lolo sy ny Tariny

Suite