4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mila namana - Samoela

Aza fantatro anie, ny adiresinao iny
Fa hamangivangiko anao matetika re!
Aza fantatro anie ny télephone nao iny
Fa handaniako 25 unités amin'ny télécarte

Fa ny bikasoanao iny, tsy matiko lolo
Ny tsikitsikinao iny, mandorondoro
Ny hevitra ambaranao amiko, mifonofono
Ka mahatonga ah hisary zoro aminao
Efa fantatro fa misy fitiavana, anatin'ny lohanao
Misy fikasana anatin'ny fonao
Misy entana hoy aho ny atin'ny akanjonao iny
Mila namana, ny entanao iny

Fa isika sy ianao no mitambatra anie
Hikatsaka fifaliana;
ho tonga amin'ny tanjona iriana
Dia ho eny amin'ny tanin'ny sambatra.

Partager mila namana

Commenter mila namana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Samoela

Suite