4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mialangalana - Samoela

Misy ny akama vô sendra sampanana

Nataon’ny namany mialangalana

Ny ol’n-drehetra nandeha niankavanana, izy nandeha niankavia

N’aiza n’aiza eto ambon’ny tany, Washington hatrany Paris

N’enaran’zany d very any ’ty



Adino ny akama f’ntsika ’nie gasy

Iray aina no iray vatsy

Fady @tsika ny miolakolana

Fady @tsika ny miolonolona

F’ntsika rehetra d mpiara-mitolona



[(Very any iny eh !) x 3]²



Maninona ’nefa ny miala @maro

Malaina m’fangaro

Irery mandeha any lan’ny mamb’é

Ny miarak’@ay tsy lan’ny voay



Maninona ’nefa ny miala @maro

Malaina m’fangaro

Irery tavel’ao lan’ny trano

Ra’dizina ’rery aho idiran’angano





[(Very any iny eh !) x 3]²



Na itodik’aty na itodik’ivoho

Ny tondro tokana tsy mahavoa

Farafaratsiny miara-droa



Ratsana telo vô mahisin-delo

Ny be sy ny maro tsy lan’ny da’lo

Na rivo-doza na koa fahavalo



Mbola hafa ihany no mifankahita

Aleo mifampiandry vô miara miampita

Ra’mifamitaka tsisy tafita



Sambatra ihany aho manana anao

’Zaho sy ianao no navit’an’zao

Mipatrapatraka ny hira vaovao



Ooooh



[(Very any iny eh !) x 3]²



Maninona ’nefa ny miala @maro

Malaina m’fangaro

Irery mandeha any lan’ny mamb’é

Ny miarak’@ay tsy lan’ny voay



Maninona ’nefa ny miala @maro (’ty tanan’é)

Malaina m’fangaro

Irery tavel’ao lan’ny trano (Apoay Apoay zestanao ’zany)

Ra’dizina ’rery aho idiran’angano



[(Very any iny eh !) x 3] x 4

Partager mialangalana

Commenter mialangalana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Samoela

Suite