4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mbola io - Samoela

Manatsiaro ny fahiny aho
Fahiny mbola kely
Mahatsiaro tsiaro foana satria:
Mbola indro tsy afabela
Ilay isika roa tany an-tsekoly
Ilay isika tsy nifankalala akory
Nanomboka mpinamana
Vao niaraka
Dia mirava avy mianatra iny
Dia tafiara dalana
Nefa raha vao mijohy dia tantara mitohy
Le mirava avy mianatra iny
Dia tafiara dalana
Nefa raha vao mijohy dia tantara

Ref: Betska ireo zavatra izay mety ampisaraka an!
Maro loatra koa ny tsy itoviana
Raha vao mifangarongaro nefa dia tsy maintsy miavana an!
Izay no ataovy ao an-doha sy miraikitra ao am-po
Izay no ataovy ao an-doha sy miletika ao am-po
Izay no ataovy ao an-doha sy miraikitra ao am-po

Mijery ny ankehitsiny aho
Ny anio iainan-tsika
Manotany tena lava aho satria
Ianao tsy mino foana
Dai mbola tsy matoky foana ianao
Tsy mino ny ela vita
Kanefa na roanjato pejy ary aza
Tsy ampy ny tantaran’tsika
Tsy hitanao ve io an!!
Fa tsy izao ve io
Ny omaly tadidio fambanjino koa ny anio
Itanao ve io an
Za mbola io
Ny omaly tadidio fambanjino koa ny anio

Ref: X2
…Na aminao io eh na amin’ahy
Fa dia izai oa   dia izay dia izay ao!!!

                                                          Samoëla

Partager mbola io

Commenter mbola io

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Samoela

Suite