4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ketraka lava - Charles Kely

KETRAKA LAVA



Vola parata no lasany

’lay tratrako maraina

Vola parata no lasany

Fa raha mahasoa ny vatany â !

Dia tsofin-drano ho azy ô !



Fa izy miafy,mijaly ô !

Noana sy maty mosary izy ê !

Fa mangasiasy mijaly

Fa noana sy maty mosary

Marary ê !



Ketraka lava ny sasany â !

Fa ketraka lava ny sasany â !

Fa ketraky ny jaly

Ketraka lava ny sasany â !

Efa bokan’ny trosa ny sasany â !

Fa tsy afaka mamaly ê !

Fa izy miafy, mijaly ô !

Noana sy maty mosary izy ê !

Fa mangasiasy mijaly

Fa noana sy maty mosary

Marary ê !



CHARLES KELY

Partager ketraka lava

Commenter ketraka lava

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Charles Kely