4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsiky kely - Zay

tsiky kely toa nanaitra no nasetrinao reo masoko nitopy
nitselatra ny tao am-po fa tsy nanam-po loe mba hitsikinao

dia nanofonofy amzay
hoe isika ho tafaray
hifampitantana hiaradalana
nefa moa ve tsiky iray de efa ampy hampifandray
sy hilazana fa hoe ianao koa tia ahy

ka hampanginiko ny foko, lay nofinofy hohadinoiko
na dia nanaitra ahy tokoa lay fitsikinao
mety ho tsiky tsotra ihany ka tsy handefasako vinany
zaho mintsy no efa adala anao ka mahatonga ahy toa izao

efa ela tokoa moa no nitsiry tao am-po
lay faniriana anao
fitiavana adaladala satria tsy te hahalala
hoe moa ve mba tianao

dia nanofinofy........

Partager tsiky kely

Commenter tsiky kely

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Zay

Suite