4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ndray andro any - Zay

niondrika ianao
tsy nahajery ahy
nilaozan'olon-tiana ka nangahiahy
ilay tavanao, kotsandranomaso
manatona aty
avy etsy ho fafako

reo tambitambinao
reo safosafonao
nataonao t@ fo, t@pitiavana avokoa
ka tsy anenenanao
satria tsara ireo natao
"indray andro izy indray no hitomany anao"

ilay fonao mbola tia
tsy aiko atao aona
saino ko fa mandroso ihany ny fotoana
izy ne efa lasa
tamàna any ankafa
tsy aleo ve manorim-piainana vao2

Partager ndray andro any

Commenter ndray andro any

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Zay

Suite