4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mbola hafa ilay tinao - Zay

Ekeko tokoa fa nisy reo tsy nety natao
Ireo adalana,aditrana teo anilanao
Ireo rehetra ireo no nandratra ilay fonao madio
Ka nampisaraka ny dia

Mafy tokoa mantsy ireo zay nentinao
Nefa mbola tsapa hatramin'izao
Mafy ka izay no nahatonganao andao
Nefa mbola tsapa hatramin'izao

Fa ireo zay rehetra natao
mbola mampatsiahy anao
Reo zavatra vita tsy hay fafana
fa mbola ao anatiko ao
Oh!oh!oh! ie! ie!ie
Mbola hafa iahany hoy aho lay hoe tinao
Oh!oh!oh!ie!ie!ie!
Mbola hafa ilay tinao

Partager mbola hafa ilay tinao

Commenter mbola hafa ilay tinao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Zay

Suite