4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hatram'iny ka hatram'izao - Zay

Ho tsahiviko androany ilay andro
nandravana ilay fitiavantsika
Tsy nisy nety andefitra
samy nirintona
Dia tinapaka teo 'lay tantara
nofaranana fa hoe tsy anjara

Hatram'izao aho tsy mety mino
fa hoe: Izaho sy Ianao hifanadino
Ka hizara ilay lalana ho sampanana

Hatram'iny ka hatram'zao
Ny foko mbola tia anao
Saingy nokomboniko ho ahy samirery
Satria fitia tsy an-tery

Ka aleo ho ahy irery

Partager hatram'iny ka hatram'izao

Commenter hatram'iny ka hatram'izao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Zay

Suite