4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Zava-poana - Art'Rindra

Raha naharay ilay taratasinao iny aho

Dia fantatro avy hatrany ny tianao ambara ahy

Ary haiko tsara ilay teninao farany

Hoe misy olana avy any aminao

   Nilaza tamiko ianao hoe inona ny tokony atao

   Fa tsy voalazanao, izay ao am-pona ao



Ref: Zava-poana izao tontolo izao

        Raha toa aho k’ilaozanao

        Zava-poana tsisy dikany intsony

        Toa maizina daholo ny fiainako tontolo.



Ireo fihetsikao tamiko taty aoriana

Dia mampiseho ny fiainga rehetra

Toa tsy hita foana rehefa ilaiko iny ianao

Fa hoe tsy afaka, ka aelo rahampitso

   Nilaza tamiko ianao .........

Partager zava-poana

Commenter zava-poana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Art'Rindra