4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mitamberina - Tovo j'hay

Masoandro mody malefaka e!
Tazako ery miankandrefana
Mandalo izy miserana,
Miverina idray refa tonga 'lay maraina

Ireo tso-drivotra manafosafo ny tontolo,
Ampin\'ny hazavana ts mety bobongolo,
Ny aingon' ny lanitra ny sariny,
Mampanembona indray hamonjy ny akaniny

REF: Ra mbola misy iny lanitra iny, tsy maintsy misy fifaliana
Na ho sasatra aza izy, na ho reraka aza izy,
Minia ny mbola ho avy,
Tsy maintsy miverina, fa fy mitamberina,
Mandalo miserana

Partager mitamberina

Commenter mitamberina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tovo j'hay

Suite