4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mama - Rija Ramanantoanina

Mama, avelao handeha fa efa

Olondehibe ity zanakao,

Te hahaleo tena,

F’efa tonga taona,

F’efa tonga saina.



     Mama, Mama,

     Be ny vitanao tena be tokoa,

     Mamy koa raha mamy

     Ny fitiavanao,

     Tsy mba roa fa tokana tsy mety lany

     Loharano mamy



Ianao no nahalehibe nahatoa izao ahy,

Andriko fony aho be ahiahy,

Toky tsy namitaka ahy

Hatram’izay naha zao ahy izay fa...



     Mama, avelao aho mba handeha,

     Hisonga f’efa lehibe,

     Hisedr’irery ny atao hoe

     Fiainana isan’andro,

     Hitetika hahandro,

     Kanefa aza manahy ianao

     Fa ireo anatrao no ialoha lalana ahy

Partager mama

Commenter mama

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rija Ramanantoanina

Suite