4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Raiso jesosy - HERMANN

Ny androko sy ny fiainako mbola atokako ho Anao

Ho entiko hitoriana lay filazantsara

Hampiverina indray ireo ondry nania ka hody Aminao

Hahita fahasambarana sy hitoetra  eo akaikinao



Andao andao manatona ny tompo ianao

Andao andao, mandraisa an’i Jesosy ianao

Henoy henoy ny feo miantso anao

Mitaraina ary koa mitalaho ny hiverenanao



Ianao zay miasa fatratra aza misalasala

Raiso Jesosy  ka atolory Azy ny fiainanao

Fa Izy vonona ny hanome fiadanana

hanafaka ireo tebiteby sy sento maharitra

Partager raiso jesosy

Commenter raiso jesosy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe HERMANN