4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy ho ahy irery - HERMANN

Tsy ho ahy irery tompo o ny fitiavanao

Tsy ho ahy irery tompo o ny fahasoavanao

Fa ho an’ny rehetra izay manaiky mankato

Ny fahatsaranao ,sy ny fahalebiazanao



ny famonjena efa natolotrao,

ho an’izao tontolo izao

ny fanvotana efa vitanao

misaotra Anao zahay



Nafoinao ny lapanao hanavotra anay

Maty novonoina Ianao noho ny helokay

Nitsangana velona ary eo ankavan-dray

mifona ho ahy sy ho anao

ho an’izao tontolo izao

Partager tsy ho ahy irery

Commenter tsy ho ahy irery

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe HERMANN