4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hidera an'i jehovah - HERMANN

Hidera an’i Jehovah aho

sy hankalaza ny anarany

Holazaiko maneran-tany

Fa velona Izy

Ambarao amin’ny jentilisa(2)

Fa Jehovah no mendrika hoderaina





haleloia(2fois)

Voninahitra anie no atolotray

haleloia(2)

tsy misy ny toa Anao e



Miderà an’I Jehovah ianao izay navotany

Asandrato ny feonao mba ho azy irery

F’Izy ihany no mpanjaka

mpanjakan’ny tany

Atolory ho Azy ny saotra

.

Partager hidera an'i jehovah

Commenter hidera an'i jehovah

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe HERMANN