4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Rainay o ! - Tselatra

Rainay O !

Ato anaty lalina

No miantso anao izahay

Mba henoy ny vavakay a a a !



Rainay O !

Indro atolotray ho Anao

Fo sy saina, sy fanahy

Mamindrà fo, mamindrà fo aminay



Indro solafaka izahay, ie, ie,

Ka miandrandra ny tananao



Fanantenana, Famonjena

No irina avy Aminao

Mba raiso ho eo ankaikinao



Fahasambarana, Fiadanana

No irina avy Aminao eh

Mba raiso ho eo an-tratranao



Rainay O !

Ato anaty alina



Mivavaka eh

Miantso ny anaranao



Ray O, Ray O

Atolotray ho anao,

Fo sy Saina ary Fanahy



Nefa izahay mora ambakaina eh

Ka miantso Anao hiaro ny dia



Fanantenana, Fitiavana

No irina avy Aminao

Mba raiso ho eo ankaikinao



Fahasambarana, Fiadanana

No irina avy Aminao eh

Mba raiso ho eo an-tratranao



(Izaho, efa mahalala eh

Ianao mpanome fifalina ary koa fahazavana

Izaho, efa mahay iooo

Fa ny Finoako, fa ny Finoako, no entako izay tena tsara) in 2



Ray O !


Partager rainay o !

Commenter rainay o !

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tselatra

Suite