4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mangina - Tselatra

Nangina aho lesy an

raha hilaozan’ialahy eh

mandehana ho an

mahazoa ny tadiavin ialahy eh

afaka hiandry indray eh

ny voa nafafiko ho an ialahy eh

Taho sisa

an-jaridaina, ny ravina nihintsana tsy maina

iza no hitomany

ny aty sa ny any eh

fahamarinana hijoroko

hisedra izay misokooo



Efa nataoko izay rehetra  mety

nampodiako ianao nefa hianao tsy nety eee

efa nataoko izay rehetra soa

kanefa ianao tsy nivaky loha



Tsy nampoiziko ianao

no nahavita izao eh

fa toa kilalao ihany ny niarahako taminao

hafanana safosafo ihany

fahafinaretan’y tany ehhh

Partager mangina

Commenter mangina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tselatra

Suite