4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tia anao - Tselatra

Menamenatra ianao amin’ny endrika faly sahirana

Fa tonga indray ianao, hanome fitia

Tsy nanontany ahy intsony ianao, mbola tia ve sa efa lao

Fa ny molotrao ihany natolotrao ho ahy izany



Tia anao aho tia ahy ianao

Hamerina indray ilay hafanana hatrizay



Miditra ny trano ianao, dia tsikim-pitia no atorakao

Fa tonga indray ianao, tonga toy ny fanao

Tsy nanontany anao intsony aho, mbola tia ve sa efa lao

Avy hatrany aho hatrany ianao, miantoraka nifamihina



Tia anao aho, tia ahy ianao

Hamerina indray le hafanana hatrizay

Partager tia anao

Commenter tia anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tselatra

Suite