4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira R'eny (duo avec anyah) - TOVO J'HAY

Anyah:Efa impiry moa,Tsy indray tsy indroa.

           Efa mba maro izay.

             Tsy nolavinao fa noraisinao,ity foko diso tety.  

           Idraindray aza aho nandreraka, mila ho ketraka.  

           Ny fo sy fanahy.

           Tsy mba mety ho ritra ireo ditraditra,

            ’zay tsy tianao.

            Tsy nahafoy anao, tsy nandao ianao.  

             Fa mbola teo foana.

             Fitia tsy mety ho lo,nanenika ny fo.



   Ref:  Ianao nampianatra ahy hamindra

            Ny fiainanay ho tsara rindra

            Nampitony ny adin-tsaina,raha mitaraina.  

            Tsy mba sasatra nanitsy.

            ’Reo hadalana vitsivitsy.

            

            Zay ah aa !!!  nandreraka anao,    

            tsy hanao intsony aza aho.

             oh oooooo yeah eeee!!!





Tovo J’Hay:  Efa impiry   moa (firy moa)  

                    tsy indray tsy indroa (tsy indray tsy indroa)  

                    Efa mba maro ‘zay

                    Tsy nolavinao   fa noraisinao (noraisinao)

                    ’ty foko diso tety

                   ‘Ndraindray aza aho nandreraka

                    Mila ho ketraka ny fo sy fanahy

                    Tsy mba mety ho ritra ireo ditraditra (ditraditra)

                   Izay tsy tianao



                   Tsy nahafoy ianao,    tsy nanary ianao  

                   Fa mbola teo foana

                   Fitia tsy mety ho lo (fitia tsy mety lo)

                   Nanenika ny fo (nanenika ny fo)





Ref   Ianao nampianatra ahy hamindra

          ‘Reo fiainanay ho tsara rindra

            Nampitony ny adin-tsaina raha mitaraina

            Tsy mba sasatra nanitsy

            ‘Reo hadalana vitsivitsy

            Nanaraka ahy eny foana mandava-taona

            

           Ianao nampianatra ahy hamindra

          ‘Reo fiainanay ho tsara rindra

            Nampitony ny adin-tsaina raha mitaraina

            Tsy mba sasatra nanitsy

            ‘Reo hadalana vitsivitsy

            Nanaraka ahy eny foana mandava-taona

          

E e e e, ianao tsy foiko,

E e e e, ’lay mamy ny foiko,

E e e e, ianao tsy foiko,(ianaooo tsy foko)

E e e e, ’lay mamin’ ny foko,  he e e

E e e e, ianao tsy foiko,(ianao tsy foikoooooooo)

E e e e, ’lay mamy ny foko, (lay mamy ny fokoo)

Partager r'eny (duo avec anyah)

Commenter r'eny (duo avec anyah)

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TOVO J'HAY

Suite