4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Malahelo - Tselatra

MALAHELO



Malahelo aho fa hody ianao rahampitso

Hilaozanao izany ity tanana

Rahoviana indray vao hifankahita

Malahelo aho fa mahatsiaro ho very



    réf : Lasa ianao fa tsy tamana

          Nilaozanao ity tanàna

          Lasa dila fa tsy tana

          Tavela irery ka tomany





Iza indray izao no ho namako

Hitafako sy mba hilalaovako

Maharary ity fokoa manirery

Mahatsiaro anao ry akama tena favy é !





   réf : Iza indray izao no havako

         Hitafako sy mba hiresahako

         Marary ity foko manirery

         Malahelo anao ry akama tena tiako





tselatra

Eric / Zafera

RAMANARIVO Andry Eric

( album Rainay ô ! )

Partager malahelo

Commenter malahelo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tselatra

Suite