4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Valim-pitia - Jon Mos

Niafiny ireny, nozarainy ho anao
Tsy sahy niteny hoe:
Mila anao ny foko ooo yeah yeah!!
Nitaraina aho
Niangavy anao fa tia anao
Ka lazao ahy raha tsy ho tia
Fa sao dia ho rava ilay naorinao
Ka hiala nenina aho  

Ref:
Fa raha tena tia ianao
Valio ny foko
F' aza avelanao
Isan'andro izao aho hitalaho  

Vazo fotsiny ihany ireny
Nozaraina ho anao
Noraketina an-kira ireny
Mba tsy ho nenina
Ho tantara iray, tsy ho sanatria
Tiako ianao eny ho toa
F'izao ihany aloha
Valio ny foko
Niaritra ny any am-ponao
Oh yeah(x3)
Lazao ahy....

Ref:
Fa raha tena tia ianao
Valio ny foko
F' aza avelanao
Isan'andro izao aho hitalaho

int:
Fa raha tena tia ianao
Valio ny foko
F'aza avelanao
Isan'andro izao aho
Hitalaaaao...


JON MOS

Partager valim-pitia

Commenter valim-pitia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jon Mos