4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Jesosy no fiainana - HERMANN

Tsy azo hianteherana raha izao tontolo izao

Fiainana tsy haharitra fa ho simba sy ho lao

Tsy misy fiadanana lavitry ny hasambarana

fijaliana no mba hatrehina



Marobe ireo mitaraina torovana

mikaroka ny mahasoa hiadanana

zava-poana anefa ireny eny tsy haharitra

fa JESOSY NO TENA FIAINANA



Eny sarotra tokoa ny ady hatrehany

korontana etsy sy eroa

toa mahavaky fo

Mihasarotra isan’andro

mahavery hevitra

Miangavy Anao mba hiantrao zahay

Partager jesosy no fiainana

Commenter jesosy no fiainana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe HERMANN