4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Jamba - Tselatra

Ity ny fitiavako atolotro ho anao
Rais re ny foko ka hanjakao
Aza toerana fa izy tia tsy kilalao
Aza atosikao fa fo mitempo te hiaraka aminao

Ianao irery no mba tiako
hotantanako sy hitosiako
ka na mora na sarotra hodiavina
ny fitiavako anao dia haharitra

Tsy fantatro izay marina
fa jamba aho ka pahina
Sangodimpanina
Ny rivotra iainako
toa manitra anao a

Fitiavako rehetra
dia efa nomeko anao

Partager jamba

Commenter jamba

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tselatra

Suite