4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ianao no heriko - HERMANN

Ianao no heriko sy toky fiankinako

andrin’ny fianako miaro izany diako

Nanafaka ahy tanàty aizina mikitroka

Ka faly izany foko notoloranao ny soa



Dibok’hafaliana zany foko noho ianao

mahatsiaro fahasambarana

Ny fiainako izao

Tsapako fa mitoetra ao anatiko Jesosy

Velona mandrakizay Izy



Raha mitodika ny lasa aho ka mahatsiaro azy ireny

Tsaroako ho zava-poana miserana ihany

Tsy nahitana ny mamy

Fa nitondra fahoriana , nahatonga fahakiviana

Nampitoetra adim-panahy

Partager ianao no heriko

Commenter ianao no heriko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe HERMANN