4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ianao - Zay

iny masoandro iny na hilentika aza
iny volana iny na hosarona aza
toa feno hazavana ny androm-pianako
rehefa ianao no eo anilako

toa ho rako-javona aman'erika
toa ho ratsy foana ny eritreritra
raha lavitra anao, raha toa ka tsy eo ianao
ka aza hilaozanao, inty aho anjakao
ekeko tsotr'izao

na ho levona aza izao rehetra izao
ka tsy hisy intsony ny ankoatrako sy ianao
ho feno dia ho feno ny fiainako tontolo
rehefa ianao no eo anilako

Partager ianao

Commenter ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Zay

Suite