4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Gasikara - Lova Mamisoa

Mila ny nofinofinao
Sy izay rehetra avy aminao
Ity tanintsika ity
Ity nosy malalantsika ity (x2)

Refrain:
Ka hihirahira foana aho
Raha mbola azo atao
Tsy hitsahatra ny hira ho anao
Tsy ho reraky ny hanoratra aho
Satria tiako ianao, tsy foiko raha ianao
Ry gasikara oh! malala oh!

Mila ny nofinofinao
Sy izay rehetra avy aminao
Ity tanintsika ity
Ity nosy malalantsika ity (x2)

AC : Lova Mamisoa
Farara : Yvon
Gitara : Lova Mamisoa

Partager gasikara

Commenter gasikara

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lova Mamisoa