4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ry namako - Lova Mamisoa


Raha mahatsiaro irery ianao indraindray, ry namako ô!
Raha mila fanampiana aza manahy fa antso tokana ihany dia
Ampy iantsonao ahy ry namako ô! Aza miahiahy
Fiverenana:
Fa tsy tokana ianao ry sakaiza, tena marina
Tsy irery ianao ry akama fa aza matahotra
Tsarovy foana fa any ambadika any
misy akama mahatsiaro anao hatrany
Fiverenana faharoa:
Fa tsy tokana ianao ry sakaiza, tena marina
Tsy irery ianao ry akama fa aza matahotra
Tsarovy foana fa any ambadika any
Misy akama tsy mba mahafoy izany

Namorona ny tonony sy ny feony: LOVA MAMISOA
Farara: YVON/ Gitara: LOVA MAMISOA



Partager ry namako

Commenter ry namako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lova Mamisoa