4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Veloma mandram-pihaona - Lova Mamisoa

Refrain :
Oh! reto a! mbola ao ve nareo e? (x2)

Fa raha ny fiarahantsika teto androany
Mamy tokoa kanefa na dia izany
Atao ahoana moa fa tsy maintsy hisaraka
Mino anefa aho fa mbola hiaraka

Bridge:
Fa mozika no hanambatra
Sy hampiray indray antsika
Ka tsy ho ela ihany dia hifankahita

Refrain:
Oh! reto a! mbola ao ve nareo e? (x2)

Fa raha ny fiarahantsika dia tsy ho lany
Tsy maintsy hisy fotoana hiaonana hatrany
Atao ahoana moa fa tsy maintsy hisaraka
Mino anefa aho fa mbola hiaraka

Bridge:
Fa mozika no hanambatra
Sy hampiray indray antsika
Ka tsy ho ela ihany dia hifankahita

Ka hirahirako, vazavazako
Satria mamin'ny foko
Ary tsy ho adinoiko
Mbola hirahirako oh! vazavazako oh!
Satria mamin'ny foko
Ary tsy ho adinoiko
Ny nahita anareo

(Solo)

Bridge:
Fa mozika no hanambatra
Sy hampiray indray antsika
Ka tsy ho ela ihany dia hifankahita

Ka hirahirako, vazavazako
Satria mamin'ny foko
Ary tsy ho adinoiko
Mbola hirahirako oh! vazavazako oh!
Satria mamin'ny foko
Ary tsy ho adinoiko
Ny nahita anareo
Namaly ny antso

AC : Lova Mamisoa
Accordéon : Yvon
Guitare : Mika

Partager veloma mandram-pihaona

Commenter veloma mandram-pihaona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lova Mamisoa