4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsiaro - Lova Mamisoa

TSIARO :
Omenareo ve ry dada, omenareo ve ry neny, omenareo ve ry dada sy neny ny zo-anay (x2)
Raha mihirahira izahay (x3), lazaina mitabataba

Feon’angorodao manakoako avy lavitra, hiran’ankizy maro mifangaro mahafinaritra
Fa toa mampahatsiaro ahy ny fahazazako, ny mihaino azy ireo mihira sy mitabataba
Fiverenana:
Efa ela moa no mba naniriako, fon’ny mbola zaza aho ka tsy ho adinoiko
Mba te ho mpihira, ka mba mihirahira, dia mandika izay mba vazo tiako
Feon-gitara manakoako avy lavitra, hiran’ankizy maro mifangaro mahafinaritra
Fa toa mampahatsiaro ahy ny fahazazako, ny mihaino azy ireo mihira sy mitabataba

Namorona ny tonony sy ny feony: LOVA MAMISOA
Angondao: YVON
Gitara: BOUM/Solo : Manitra

Partager tsiaro

Commenter tsiaro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lova Mamisoa