4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Eo akaikinao - NY FANILO

Ny fiainako apetrako aminao

O ry Tompo be fitia izay tsy mandao

Eo akaikinao eo no mahatsara ahy

Raha lavitra anao aho dia hangahiahy



Eo tsy misy fanahiana,

Lavitry ny hakivina

Fa manana anao ry Ray,

Tsy miova omaly anio mandrakizay



Tsy izaho irery no afaka hitoetra

Eo anilany @ androko rehetra

Fa ianao koa , isika rehetra

Ny fitiavany  tsy misy fetra

Partager eo akaikinao

Commenter eo akaikinao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NY FANILO