4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aza manota intsony - NY FANILO

Tsy tsy mba nisy tsy navelany

Reo heloko sy helokao zay nibebahana

Nefa izay akory tsy midika hoe

Andeha hanota hatrany hatrany ka

Rehefa diso eo indray nifona



Jesosy anio manafatra ahy sy anao

Am’izao sisa izao aza manota intsony

Voavelana ny heloko sy ny helokao

Am’izao sisa izao aza manota intsony



Ekeko aloha fa eto tsy misy tanteraka

Satria izaho sy ianao, olona nofo aman-drà ihany

Nefa aoka isika samy hiezaka

Hivavaka sy hanolo-tena mba ho tsara ny fitondra-tena

Partager aza manota intsony

Commenter aza manota intsony

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NY FANILO