4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sao inty no antso farany - NY FANILO

Anio anio dia eny anio

Anio e fotoana tokony hibebahana

Andraisanao fanapahan-kevitra

Ka aza dia mangatak’andro re

Anio Jesosy miantso anao



Sao inty , inty no antso farany

Anehoany amianao ny fitiavany

Mandalo anie zao fiainana eto izao

Araraoty fa Jesosy anio mbola miala nenina aminao



Hatrizay ianao dia nanaram-po

Izay rehetra nety dia nandramana avokoa

Toa mamy am-piandohana fa mangidy fara

Ny nenina tsy aloha fa handatsa any am-para

Partager sao inty no antso farany

Commenter sao inty no antso farany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NY FANILO