4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Efa voatondro - Zay

Ny fiainako mihintsy no tsy ho very
Toa zary hangatsiaka tsy mety haenoina hafanana

Ratsy ho ahy rah voa tsy eo anilako ianao
mandritra ny androm-piainako rehetra

Tsapako ho maizina daholo
Izay rehetra manodidina ahy

Ratsy ho ahy raha voa tsy eo anilako ianao
mandritra ny androm-piainako rehetra

Efa voatondro efa ela fa ianao dia ho ahy
Izaho koa dia ho anjaranao
Fitiavana roa manjary ho iray
Ary ho mandrakizay
Ka ny fiainako dia ho fiainanao ihany

Tsapako ho maizina daholo
Izay rehetra manodidina ahy

Ratsy ho ahy raha voa tsy eo anilako ianao
mandritra ny androm-piainako rehetra

Efa voatondro efa ela fa ianao dia ho ahy
Izaho koa dia ho anjaranao
Fitiavana roa manjary ho iray
Ary ho mandrakizay
Ka ny fiainako dia ho fiainanao ihany

Omeko anao ny tontoloko


Partager efa voatondro

Commenter efa voatondro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Zay

Suite