4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Efa tiany iano - Zay

F\'efa tiany iano
Tiany efa hatry ny ela

Fantany fa mbola kely tokoa izy
Fantany fa mety tsy ho tianao
F\'efa ny fony efa lasanao
Ny fony efa babonao
NY rehetra anie miankina aminao

Very ny saina avy ao anatiny
Hery tsy hainy no tohaina
Nefa efa mba nosaintsaininy
Efa mba nohalalininy
F\'efa tiany ianao
Tiany efa hatry ny ela

Atolory azy
Zay tena ao anatinao
Tsory aminy fa tia azy
Koa ianao
Esory koa \'reo tahotra manefy anao
Fitiavana madio no atolory azy
atolory azy

Partager efa tiany iano

Commenter efa tiany iano

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Zay

Suite