4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Misaotra sy mankatelina - Groupe MANRESE

Misaotra sy mankatelina Anao 'zahay e

Mitondra fankasitrahana ho Anao Ry Tompo

Misaotra sy mankatelina Anao 'zahay e

Mitondra fankasitrahana ho Anao Ry Tompo

Feno hafaliana sy haravoana izahay Jesoa ô [ ô ô ô ]

Tafatsangana tami'ny maty tokoa Ianao [Resinao e e]

Resinao ny Fahafatesana sy ny fasana

Voavonjy ka safononoka Ra-Olombelona

Resinao ny Fahafatesana sy ny fasana

Voavonjy ka safononoka Ra-Olombelona



Tsy ny fahafatesana no tompon'ny teny farany

Fa ny Ray izay nanangana ny Zanany

Tsy ny fahafatesana no tompon'ny teny farany

Fa ny Ray izay nanangana ny Zanany



Izy no namoha, n'varavaram-pasana

Hidirantsika ho amin'ny fiainana lavorary

Izy no namoha, ny varavaram-pasana

Hidirantsika ho amin'ny fiainana



Misaotra sy mankatelina Anao 'zahay e

Mitondra fankasitrahana ho Anao Ry Tompo [Misaotra Anao]

Misaotra sy mankatelina Anao 'zahay e

Mitondra fankasitrahana ho Anao Ry Tompo [Misaotra Anao]

Feno hafaliana sy haravoana izahay Jesoa ô [ ô ô ô ]

Tafatsangana tami'ny maty tokoa Ianao [Resinao e e]

Resinao ny Fahafatesana sy ny fasana

Voavonjy ka safononoka Ra-Olombelona

Resinao ny Fahafatesana sy ny fasana

Voavonjy ka safononoka Ra-Olombelona



Notsenainao, famindram-pò ny Olombelona

Sy Fitiavana hombam-piadanana

Notsenainao famindram-pò

Sy Fitiavana hombam-piadanana



Novonjenao zahay, noho ilay fitsanganana

Saotra, dera anie ho Anao mandrakizay

Novonjenao, noho ilay fitsanganana

Saotra, dera ho Anao mandrakizay



Misaotra sy mankatelina Anao 'zahay e

Mitondra fankasitrahana ho Anao Ry Tompo [Misaotra Anao]

Misaotra sy mankatelina Anao 'zahay e

Mitondra fankasitrahana ho Anao Ry Tompo [Misaotra Anao]

Feno hafaliana sy haravoana izahay Jesoa ô [ ô ô ô ]

Tafatsangana tami'ny maty tokoa Ianao [Resinao e e]

Resinao ny Fahafatesana sy ny fasana

Voavonjy ka safononoka Ra-Olombelona

Resinao ny Fahafatesana sy ny fasana

Voavonjy ka safononoka Ra-Olombelona


Partager misaotra sy mankatelina

Commenter misaotra sy mankatelina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Groupe MANRESE