4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ambohimanga - Randiatsarafara Emilson sy ny tariny

Mba kanto loatra ity tanàna

Diavin'ny tongotray mazàna

Kanefa tsy mankaleo

Fa mainka kosa mamin'ny fo

Irin'ny saina hiverina, hatrany

Kindriandriana no fijereko anao

Amin'izato ala maintso, toy ny elo

Manalokaloka ny tavanao     D.C.



Ambohimanga io

Rahatoa tsy fantatrao

Tazano sy diniho, izato endriny

Jerena raha atoandro

Nofisina raha alina

Tsarovana raha lavitra

Io ilay Ambohimanga maminay

Partager ambohimanga

Commenter ambohimanga

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Randiatsarafara Emilson sy ny tariny