4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tiako loatra - Elsie

ataoko ampy ahy, ireo zay natolotrao
nolazainao f hoe avy ao ampo
ary ho ampy hifaliako , f' efa natokana ho ahy
ilay fitia izay nandrasako

tsy misy ilaiko raha ny akoatra anao
fa ny masaka antsaiko de ianao

fa tiako loatra ianao, tsy foiko tokoa
na ho mafy na ho mora
no iarahantsika roa
fa tiko loatra ianao , tsy foiko takoa
tsy haresy lahatra ahy
izay milaza fa ianao tsy ho ahy

tsy hitady intsony aho
ha fa hasolo anao
f' efa ianao no
andry iankinako
ary omeko ny foko
tsy hiandry tambiny aho
fa hafoiko eny ny amiko

tsy misy ilaiko , raha ny ankoatra anao
fa ny masaka antsaiko dia ianao

ref: fa tiako loatra ianao ....

Partager tiako loatra

Commenter tiako loatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Elsie