4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mivoady - DAYVIDE

Raha ny fiainako

Tsy misy miafina aminao

Fa mpanota re 'ty zaho

Ka ts mendrika ho anao

Noho ireo ratsy efa natao

Maro izy ireo

Tsy tambo ho isaina eto avokoa

Raha tsy ilaza afa tsy izao

Nandà ny didinao

Ninia nanota tsotra izao



Mifona aho ry Ray

Mivalo tsy hanindroa intsony

F'efa lasa ny taloha

Fa olom-baovao

Mivoady aminao

Efa lasa niova fo

Vonona ho anao tokoa

Noho ny indrafonao

Tompo o !!!

Partager mivoady

Commenter mivoady

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe DAYVIDE