4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hery? - DAYVIDE

Raha samy hery, izay fantatro

Raha samy fahefana izay hitako

Ny fanjakana sy fiandrianana

Tsy misy azo hoarina aminao



Izao rehetra izay hita izao

Indro miankohoka eo aminao

Mpanjaka ianao, Andriamanitra

Ilay mpahary sy mpamonjy ahy



Ref.

Nomboina ianao

Ka maty ho anay

Nitsangana

Ka tonga hery ho ahy

Jesosy ô! ianao no fiainako

Tsy misy azo hoarina aminao



(Album : Dayvide 2010)

Partager hery?

Commenter hery?

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe DAYVIDE