4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ampy izay - DAYVIDE

Manantena famonjena izay mety mba hifaharana aho

Efa sasatry ny miarina, aiza ihany no hitsaharako

Aza manalavitra ahy ry Raiko fa mijaly aho

Ts'isy azoko antenaina afa-tsy ianao

Aza lavina ny anjarako raha mbola misy ihany

Aoka re fa ampy izay ny mijaly



Aza de tsarovanao ny aloky ny fahotanay

Aza mba manary ahy fa ts zakako lanjaina

Nanenenako aza ireny, tsy hiverina mandrakizay



Mifona aminao aho, Raiko Malala o!!!

Aoka ny indrafonao hameno ahy izao

Aza miaro ny hantranao tsyy ho ahy

Dia ho velon-kira ny Fanahy



...



Aoka re e, Ampy izay

aza manalavitra ahy

Tsy hiverina, mandrakizay (x3)

Aza mamela irery ahy

Aza mandao ahy Ray o!!!

Aza mamela ahy ho irery ianao Ray o!!!


Partager ampy izay

Commenter ampy izay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe DAYVIDE