4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Misy fetrany - Ambondrona

Hatramin'izay,
Toa nangina foana aho
Matetika aho
Milaza hoe tiako ihanao
Nefa indraindray
Toa araraotinao

Ho ahy sy ho anao
No nandeferako hatramin'izay
Fa tsy hoa sanatria tsy sahy aho

Ny eson-teninao
Atsaharo amin'izay
Rehefa tsy miteny ve dia ataonao ireny

Efa dify angamba ny fetran'izany
Matoa aho miteny
Tsy zakako ireny

Ho ahy sy ho anao
No nandeferako hatramin'izay
Fa tsy hoa sanatria tsy sahy aho

Ny eson-teninao
Atsaharo amin'izay
Rehefa tsy miteny ve dia ataonao ireny
Ny menomenonao,lanjalanjao
Rehefa tsy tia ihanao dia avelao aho

Efa dify angamba ny fetran'izany
Matao aho miteny
Tsy zakako ireny

Ny eson-teninao
Atsaharo amin'izay
Rehefa tsy miteny ve dia ataonao ireny
Ny menomenonao
Lanjalanjao
Rehefe tsy tia ihanao dia avelao aho

Partager misy fetrany

Commenter misy fetrany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ambondrona

Suite